Miarahaba anao ny tenako
Hidina ny radio satria hono tsy manaraka lalana , Ovaina ny vaovao (VIVA sy TVplus ary TVM sy RNM ) satria nahazovola ngambany ireo mpanao gazety ka sahiny ny mivarotra tanindraza modina tsy hita ny zava misy ka zay metimety any TGV ihany no atao na lazaina fa malalaka ny asa fanaovangazety
Demokrasia ve ny fankana fitondrana aminy Basy
Demokrasia ve ny fandrarana olona tsy aneho hevitra fa ambeny basy sy lance rocket mieritrereta ianao ry CAPSAT
Samborina ny mpitarika ny aradalana fa lazaina fa manakoratana fitondrana , atao daholo zay andotona ny aradalana afafy daholo ireo lainga
Manakarama olona ao aminy 146 hanao kagol dia mandeha 4x4 hitifitra olona
Hiara hiasa aminy teroriste indray zao i TGV ... anjaranao no mieritreritra iza ireo , inona no anotony antogavany eto manahoana ny fireny raha ampitahina amitsika ho hintantsika eo
Manasa anao haneho sy hintatara eto ny zavamisy itanao
Mandrapihaona
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |