Hidina Karama Ny Mpiasa
2009/05/12,12:25
Tsy honohono ity fa tena marina fa raha tsy mino ianao dia ho hitanao eo izy fa hidine ny karama ny mpiasam-panjakana aminy vola juin satria nampitomboina ny IRSA
Izao tokoa ve no atao hoe demokrasia
2009/05/04,07:18
Miarahaba anao ny tenako
(tohiny)