« Hidina Karama Ny Mpiasa | Main
Tsy lazan olona ity fa maso nantrika norobainy HAT indray ny ALMA omaly alina Lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika, ny Kly Ndriarijaona,fiara 4x4 sy 405 no nitondra azy ireo, vola sy entana maro nolasany , rehefa hefa ande hitsoka ry zareo dia nanao tifidanitra satria saika tsy navelany fokonola nivaoka fa nanao barazy sy nandoro pneu ny olona te antoerana sy teo ankandindramamy sy nanisana , ka nipaoka ny basy , raikitra ny fampitahorana
zany an
Ka efa lasa jiolahy indray izany miaramila gasy. Izy ireo ihany koa moa no dahalo ambony latabatra mamatsy basy ny dahalo any anaty ala.
| « | Jiona 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||